1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
\v 1 Bokeo Ahasoerosy pazaka napandoa hetra tamin'gny tany vo tamin'gny moron-siraky gny ranomasy. \v 2 Gny raha vitany aby nohon'gny heriny vo gny fahefany, nindray tamin'gny fitatara gny fahalabiazan'i Mordekay ze nanadratan'gny pazaka anazy, dra voasorasy ao amin'gny bokin'gny tataran'gny pazakan'i Media vo Persia zeho. |