1 line
417 B
Plaintext
1 line
417 B
Plaintext
\v 1 Tafaran'ireo raha reo, dra nasondros'i Ahasoerosy pazaka i Hamana zanak'i Hamedota ao Agatita, dra napetrany ambonin'ireo manam-pahefa aby amboni'ireo manam-pahefa aby ze nindray taminazy gny toeram-pahefany. \v 2 Reo panopon'gny pazaka aby ze tao am-bavahadin'gny pazaka dra nandohaliky sady niankohoky tamin'i Hamana, arak'ize nibekon'gny pazaka hahin'ereo. Fe sy nandohaliky na hiankohoky taminazy i Mordekay. |