txy_est_text_reg/01/21.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 21 Dra sitraky gny pazaka vo gny andriany zeho toro-hevisy zeho, dra nanao araky ze nanoloran'i Memokana hevisy anazy gny pazaka.\v 22 Nandefa taratasy ho agny amin'gny faritanm-panzaka aby izy, ho an'ireo faritany aby araky sorany aby, vo ho an'gny firene kiraikiraiky araky gny fizakany aby. Nanao lily izy fa gny lelahy aby dra masi-mandily eo amin'gny tokatragnony. Nome araky gny fizakan'ireo vahoaky kiraikiraiky tao amin'gny fanzakany zeho lily zeho.