\v 12 Fa nanda gny handeha araky gny zakan'gny pazaka ze nandesin'ireo manam-boninahisy teo aminazy i Vasty pazaka vavy. Bokeo dra ory fatrasy gny pazaka; nirehisy tao agnatiny gny hahoriany.