txy_est_text_reg/01/13.txt

1 line
620 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-07-30 16:22:41 +00:00
\v 13 Noho zeho gny pazaka dra nifandiniky tamin'ireo lelahy ze fatasy fa hendry, ze mahafatasy gny andro ( fa zeho gny fahin'gny pazaka magnoloa an'ireo aby manam-pahaiza manoka amin'gny lalagna vo gny fisara). \v 14 Vo gny mariny anazy loasy dra i Rarsena, Setara, Admata, Tarsisy, Maresa, MArsena, vo Memokana, reo andria fiton'i Oersia vo Media. Afaky nifanerasera tamin'gny pazaka ereo, dra nita gny toera ambony tao amin'gny fanzaka. \v 15 "Araky gny fagnarahan-dala, ino gny tokony hahy amin'i Vasty pazaka vavy nohon'gny sy fagnekeny gny bekon'i Ahasoerosy pazaka, ze nandesin'ireo manam-boninahisy teo aminazy?"