1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 10 Nampafantarina tamin’ny fengonana ny fandaharana izany mba hatonga ny mpanapaka mban’ny manam-pahefana an-danitra agny hahalala ny toetra amin’ny hakanten’Andriamanitra. \v 11 Nitranga nagnaraka ny fandaharana mandrakizay zegny tanterakany tamin’ny Kristy Jesosy Tompontsena zany. |