This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.
\v 12 Fa amin’ny Kristy no anagnantsena fahasahena mban’ny lalana misy fahatokiana avy amin’ny finoantsena an’Azy. \v 13 Izany ny mahatonga anaha miangavy anareo mba tsy ho kivy tratrin’ny fijaleko ho anareo, izay voninahitranareo.