\v 14 Avy amin’izany de mandohalika agnatrehan’ny Ray aho, \v 15 zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mban’ny eto an-tany. \v 16 Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenan’ny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.