\v 17 Mivavaka aho mba hpetraka agnatin’ny fonareo amin’ny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina amin’ny fitiavany anareo. \v 18 Hahazo hery anie anareo ka hahatakatra, miaraka amin’iary zareo mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mban’ny halalignany, \v 19 sady mba hahalala ny fitiavan’ Kristy, zegny ambonin’ny fahalalana maro be, ka mba fenon’ny fahafenoan’Andriamanitra maro anareo.