\v 7 Antsena marobe de samby nomena fahasoavana araka ny hamarozan'ny fagnomezan'i Kristy.\v 8 Araka ny raha nizakain'ny Soratra Masina hoe :" Ndreka niakatra tambonibe Izy, de nitondra ny babo ho amin'ny fahababoana, sady nanolotra fagnomezana ho an'ny olona marobe Izy."