\v 10 Farany, de mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny.\v 11 Tano aby ny fiaden'Andriamanitra marobe, mba ahafahanao miady amin'ny tetikan'ny devoly.