\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahafantatra ny fomba fazahoako ny marina misitrika io. \v 5 Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona io marina io. Fa amin’izao koza io de nizakaina tamin’ny alalan'ny Fanahy amin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa voatokana amin’ity asa ity.