\v 1 Anareo zanaka, ekeo amin'ny Tompo ny ray aman-dreninareo, fa izany no mety.\v 2 "Magnaja an'ny abanao izy amin'ny endrinao" (fa io de didy vĂ´lohany misy fampagnantenana),\v 3 "mba hahitanao gny raha tsara sady mba hahalava ny andro iaignanao ambonin'ny tany."