auto save
This commit is contained in:
parent
e1a87df35e
commit
f66cb9135b
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 Manoratra magnaraka an’ny fagnambarana nampahafantarina anareo anaha izaho. Izany no marina mivony momba ny an’ny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona ny marina zany. Fa amin’izao koza zany de nambara avy amin’ny Fagnahy tamin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa natokana amin’ity asa ity.
|
Loading…
Reference in New Issue