diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 1b119f3..baee476 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha araka ny fataon'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ka ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha araka ny fataon'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena. \ No newline at end of file