auto save
This commit is contained in:
parent
221266c370
commit
f311b3d428
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 \v 16 Manorina antsena Kristy mba tsy ho kara zazabitaka atopatopakan'ny onja koa antsena, sady tsy handaon'ny rivotran'ny fampenarana mban'ny hafetsen'ny olona amin'ny tetika feno fitaka. Fa antsena koza, de amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavana, de tokony hitombo amin'ny fomba marobe amin'Azy lohany, izany hoe, Kristy. Kristy de manangana ny vatagna marobe, sady nakambatra tamin'ny fitohizana, ka ndreka miaraka miasa azareo, de mahatonga ny vatagna hitombo mba hampiorona tegnany amin'ny fitiavana.
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Manorina antsena Kristy mba tsy ho kara zazabitaka atopatopakan'ny onja koa antsena, sady tsy handaon'ny rivotran'ny fampenarana mban'ny hafetsen'ny olona amin'ny tetika feno fitaka. Fa antsena koza, de amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavana, de tokony hitombo amin'ny fomba marobe amin'Azy lohany, izany hoe, Kristy. Kristy de manangana ny vatagna marobe, sady nakambatra tamin'ny fitohizana, ka ndreka miaraka miasa azareo, de mahatonga ny vatagna hitombo mba hampiorona ny tegnany amin'ny fitiavana.
|
Loading…
Reference in New Issue