auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:28:53 -05:00 committed by root
parent 6b8b85b3bd
commit f088059497
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy aminizany, izaho Paoly, de gadran ny Kristy Jesôsy ho anareo Jentilisa. Neveriko fa regninareo ny fitantanana ny fahasoavanAndriamanitra zegny nomena anaha ho anareo. Manoratra magnaraka anny fagnambarana nampahafantarina anareo anaha izaho. Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. Taminny taranaka hafa de natao fantanny