auto save
This commit is contained in:
parent
bf3f5c06f1
commit
ecc72f6382
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. Fa Kristy de mampihavana ny olona roy tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra
|
Fa amin'zao de ao amin'i Kristy Jesôsy anareo zay lavitra an'Andriamanitra taloha de nampagnakekezina tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsena. Izy no nampatonga ny roy ho raika. Tamin'ny vatagny no nandravany ny rindrignan'ny fanoherana zay nampisarasaraka antsena. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnamboarany olom-baovao raika ao amin'Azy, sady mba hagnamboarana fampihavanana. Fa Kristy de mampihavana ny olona roy tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazo
|
Loading…
Reference in New Issue