diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt index fc80df2..865c52b 100644 --- a/04/28.txt +++ b/04/28.txt @@ -1 +1 @@ -Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy ny nagnamboarana tombo-kase anareo ho amin'ny andron'n fagnavotana \ No newline at end of file +Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy ny nagnamboarana tombo-kase anareo ho amin'ny andron'ny fagnavotana. \ No newline at end of file