From d8b0ae77ac8ed76fa6ea021239fe1653210108b3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 22 Nov 2019 09:33:33 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt index 0e9b7c0..3eb498d 100644 --- a/04/28.txt +++ b/04/28.txt @@ -1 +1 @@ -Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy ny nagna \ No newline at end of file +Zegny nangalatra de tsy tokony hangalatra koa. Tsy mentsy miasa izy, sady magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hanagnany raha hozaraina amin'ny ndregny tsy managna. De aza avela hisy zaka maloto hivoaka avy amin'ny vavanareo. Fa mba zaka amin'ny fampihorenana ny sasagny no ampiasaina, de araka ny zegny ilain'iary zareo, mba tena hagnampy an'ny zegny miteno anareo ny raha zakanareo. Sady aza magnano raha mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy aminazy ny nagnam \ No newline at end of file