auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 10:04:11 -05:00 committed by root
parent e9cbd6d77d
commit c909657a21
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahafantatra ny fomba fazahoako ny marina misitrika io. \v 5 Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona io marina io. Fa aminizao koza zany de nambara avy aminny Fanahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.
\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahafantatra ny fomba fazahoako ny marina misitrika io. \v 5 Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona io marina io. Fa aminizao koza zany de namb avy aminny Fanahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.