From ba0a7ce07d8c031373d4b52cca1c73e92651b8e6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Wed, 27 Nov 2019 09:45:42 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index 5732faf..1ffad76 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina mivony momba ny an’ny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. \v 5 Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona ny marina zany. Fa amin’izao koza zany de nambara avy amin’ny Fagnahy tamin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa natokana amin’ity asa ity. \ No newline at end of file +\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. \v 5 Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona ny marina zany. Fa amin’izao koza zany de nambara avy amin’ny Fagnahy tamin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa natokana amin’ity asa ity. \ No newline at end of file