auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 19:15:20 +03:00 committed by root
parent e68254118c
commit b723875ca5
1 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1,2 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha araka ny fataon'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa vôhary ho zanaky ny fahavignirana,
kara ny zanak'olombelona sisa atsena.
\v 1 \v 2 \v 3 Ny mikasika anareo, de maty tagnatiny fahadisoana sy ny fahotana anareo. Tamin'iregny fahadisoana iregny no niaignanareo taloha araka ny fataon'zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanjaka ny fahefana egny amin'ny rivotra anareo, i fanahy igny de miasa ao amin'iregny zanaky ny tsy fagneken-dalàna. Niaigna ôtran'iregny olona iregny atsena taloha, nagnatanteraka iregny filan-dratsy ny vatagnantsena, sady nagnatanteraka ny fagnirian'ny vatagna sy ny saigna. Efa nohariana ho zanaky ny fahavignirana, kara ny zanak'olombelona sisa atsena.