From 8fae9c8be21c415693e8cd4e807aa7bdd0e6dc9e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Wed, 27 Nov 2019 09:45:42 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index c842b1a..996eba2 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina misitrika izany. \v 5 Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona ny marina zany. Fa amin’izao koza zany de nambara avy amin’ny Fagnahy tamin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa natokana amin’ity asa ity. \ No newline at end of file +\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky an’izany anareo, de afaka hahafantatra ny fomba fazahoako ny marina misitrika io. \v 5 Tamin’ny taranaka hafa de natao fantan’ny zanak’olombelona io marina io. Fa amin’izao koza zany de nambara avy amin’ny Fagnahy tamin’ny Apostoly mban’ny mpaminany zegny efa natokana amin’ity asa ity. \ No newline at end of file