From 8a0da621895be44e78bfefd4c483e907f8e6e440 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 23 Nov 2019 09:57:34 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index 1958080..15fe8e0 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo karan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa. Tsy mahalala megnatra sady nanolo-tegna ho amin'ny filan'ny nofo iary zareo, ka de manohy fôgna ny fagnamboarana ny karazan-dratsy marobe io. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo kara ny fiaignan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa.\v 19 Tsy mahalala megnatra sady nanolo-tegna ho amin'ny filan'ny nofo iary zareo, ka de manohy fôgna ny fagnamboarana ny karazan-dratsy marobe io. \ No newline at end of file