auto save
This commit is contained in:
parent
6cf7235002
commit
73d351bd91
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.
|
\v 11 Nony zany de tadidio fa Jentilisa ara-batagna anareo taloha. Anareo de natsovana hoe "tsy vôfora" tamin'iregny "vôfora" amin'ny vatagna nataon'ny tagnan'olombelona.\v 12 Satria mbola tafala tamin'i Kristy anareo tamin'zany fotôna zany. Mpiavy anareo tamin'ny olon'ny Israely. sady vahiny tamin'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nanagna fagnantenana ny ho avy anareo. Nisaraka tamin'Andriamanitra anareo teto amin'zao tontolo zao.
|
Loading…
Reference in New Issue