auto save
This commit is contained in:
parent
dea49a5eb9
commit
6b446d0eaf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatin’ny fonareo amin’ny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina amin’ny fitiavany anareo. \v 18 Enga anie de hahazo hery anareo ka hahatakatra, miaraka amin’ny mpino marobe, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mban’ny halalignany, \v 19 sady mba hahalala ny fitiavan’ Kristy, zegny ambonin’ny fahalalana maro be, ka mba fenon’ny fahafenoan’Andriamanitra maro anareo.
|
||||
\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatin’ny fonareo amin’ny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina amin’ny fitiavany anareo. \v 18 Enga anie de hahazo hery anareo ka hahatakatra, miaraka amin’ny mpino marobe, ny sakany, ny halavany, ny hamboasany, mban’ny halalignany, \v 19 sady mba hahafantatra ny fitiavan’i Kristy, zay ambonin’ny fahalalana maro be, ka mba fenon’ny fahafenoan’Andriamanitra maro anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue