auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:27:10 -05:00 committed by root
parent 413fd0648e
commit 50d12a9901
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Manoratra magnaraka anny fagnambarana nampahafantarina anareo anaha izaho. Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. Taminny taranaka hafa de natao fantanny
\v 3 \v 4 \v 5 Manoratra magnaraka anny fagnambarana nampahafantarina anareo anaha izaho. Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratak Izany no marina mivony momba ny anny ndregny nosoratako bitabitaka taminareo. Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahazo ny fomba fazahoako ny marina mivony izany. Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona ny marina zany. Fa aminizao koza zany de nambara avy aminny Fagnahy taminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa natokana aminity asa ity.