auto save
This commit is contained in:
parent
38a04d832c
commit
3f6dc94ca1
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 14 \v 15 \v 16 Manorina antsena Kristy mba tsy ho kara zaza atopatopakan'ny onja koa antsena, sady tsy handaon'ny rivotran'ny fampenarana mban'ny hafetsen'ny olona amin'ny tetika feno fitaka. Fa antsena koza, de amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavana, de tokony hitombo amin'ny fomba marobe amin'Azy lohany, izany hoe, Kristy. Kristy de manangana ny vatagna marobe, sady nakambatra tamin'ny fitohizana, ka ndreka miaraka miasa azareo, de mahatong
|
\v 14 \v 15 \v 16 Manorina antsena Kristy mba tsy ho kara zaza atopatopakan'ny onja koa antsena, sady tsy handaon'ny rivotran'ny fampenarana mban'ny hafetsen'ny olona amin'ny tetika feno fitaka. Fa antsena koza, de amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavana, de tokony hitombo amin'ny fomba marobe amin'Azy lohany, izany hoe, Kristy. Kristy de manangana ny vatagna marobe, sady nakambatra tamin'ny fitohizana, ka ndreka miaraka miasa azareo, de mahatonga ny vatagna hitombo mba hampiorona tegnany amin'ny fitiavana.
|
Loading…
Reference in New Issue