auto save
This commit is contained in:
parent
090c05a738
commit
0da1b40025
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy amin’izany de mandohalika agnatrehan’ny Ray aho, zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mban’ny eto an-tany. Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenan’ny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.
|
||||
\v 14 \v 16 Avy amin’izany de mandohalika agnatrehan’ny Ray aho, \v 15 zegny nagnome agnarana ny fianakavena maro be an-ndanitra agny mban’ny eto an-tany. Mivavaka aho mba hagnomezany anareo, magnaraka ny harenan’ny voninahiny, mba hatanjaka ny hery avy amin’ny Fanahy Masina, zegny ao aminareo.
|
Loading…
Reference in New Issue