diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index 287ad8e..6b6424a 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo karan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa. Tsy mahalala megntra iary zareo sad \ No newline at end of file +Noho izany, de zakaiko tsara sady sindriko mafy amin'ny Tompo ny mikasika an'izany, mba tsy hiaignanareo karan'ny jentilisa koa, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignan'iary zareo. Fa ny fahafantaran'iary zareo de mizigna, sady tafasaraka tamin'ny fiaignan'Andriamanitra noho ny tsy fahafantaran'iary zareo, de noho ny famafisam-pondreo koa. Tsy mahalala megntra sady \ No newline at end of file