|
\v 22 Ary io fa maty le mpangataka ka nentin'reo anjely ho akeo agnilan'i Abrahama. Maty ihany kô le mpanan-karena ka nalevina,\v 23 ary tao amin'ny faverezana, raha nampijaliana, de nanandratra ny masony izy ary nahita an'i Abrahama taigny alavitra sy Lazarosy teo agnilany. |