plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/08.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 8 Avy akeo le tompo de nidera le mpitantana tsy marina satria niasa tamin-kafetsena izy. Fa fetsy koko ny zanak'zao tontolo zao ny amin'ny fifagnarana amin'izy samy ôla no zany ny fazavana. \v 9 Miteny aminareo Za, mikarà namana amin'ny alalan'ny vola tsy marina, am'ze daôly lany zany, de mety ho raisin'jareo akao amin'ny fonegnana mandrakizay anareo.