1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 29 Fa le mpampianatra, nagniry hagnamarina ny tegnany, de nitare tamin'i Jesosy hoe: 'Iza no namako? \v 30 Namaly an'azy Jesosy ka nitare hoe: Nisy leila raika nidigna avy aigny Jerosalema ho aigny Jeriko. Izy de azon'reo mpandroba, ze nagnendaka reo fanagnana daôly taigny amin'azy, sy nikapoka an'azy, ary namely an'azy efa ho foaty. |