1 line
398 B
Plaintext
1 line
398 B
Plaintext
\v 41 Jesosy niteny an'azy reo hoe: Akôry no ilazan'jareo fa Kristy de zanaka lahin'i Davida. \v 42 Fa Davida tegnany no niteny tao amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Ny Tompo niteny tamin'ny Tompoko hoe: "Mipetrà akeo antagnako ankavanana, \v 43 mandrapagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." \v 44 No zany Davida de nagnantso an'i Kristy hoe: "Tompo,manakôry no maha zanak'i Davida an'Azy?" |