1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 6 Rafa tonga akao an-tragno izy, de antsoviny daôly ny namany sy reo mpiara monina am'azy, miteny an'azy hoe: "Mifale miaraka aminà, fa hitako le ondriko very."\v 7 Salan'zany kô, mitare amainareo Za, fa hisy fifalena aigny an-dagnitra non'ny mpanota raika ze mibebaka, mihôtra no reo olomarina sivy am'sivifolo ze tsy mibebaka. |