\v 36 Iza amin'izy telo reo, araka ny eritreritrao, no naman'le azon'ny mpandroba?" \v 37 Namaly le mpampianatra hoe: "Le raika ze nagnano fentrana an'azy." Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Mandana ary magnanôva salan'zany kô."