1 line
571 B
Plaintext
1 line
571 B
Plaintext
\v 17 Niverigna am-pifalena reo fito-polo, ka nilaza hoe: 'Tompo, na de ny demonia aza de nagneky an'nay tamin'ny agnaranao." \v 18 Jesosy nitare tam'jareo hoe: Nijery an'i Satana nilatsaka avy aigny an-dagnitra ôtran'ny tselatra Za." \v 19 Zahao, fa efa nameko an'nareo ny fahefana hagnitsaka ny menarana, ny maigoka, ary ambonin'ny hery daôlin'ny fahavalo, ary na ino na ino de tsy hisy handratra an'nareo amin'ny fomba maro. \v 20 Na de zany aza de aza mifaly fotsiny am'zany, ho nagneky an'nareo ny fagna, fa mifale hoe vôsoratra aigny an-dagnitra ny agnaranareo." |