1 line
402 B
Plaintext
1 line
402 B
Plaintext
\v 10 N'ovina n'ovina nareo no miditra tanàna ka tsy mapatory an'nareo zareo, de mivoaha akao, ary lazao hoe: \v 11 "Fa na de ny vovoky ny tanànanareo ze miraikitra amin'ny tongotray aza de ho fafanay hanoitra an'nareo! Fantaro anefa zao: Efa magnakeky ny fanjakan'Andriamanitra. \v 12 Lazaiko aminareo fa amin'ny andron'ny fitsarana de ho azo leferina kokoa ny an'i Sodoma nony an'zany tanàna zany. |