plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/05.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 5 Ze tragno hidiranareo, lazao alô hoe: 'Fedanana anie ho am'ty trano ty! \v 6 Raha misy ôlon'ny fedanana akao, de hitôtra am'azy ny fedanana ze lazainareo, fa raha tsisy kosany, de hiverigna aminareo zany. \v 7 Mipetra akao am'io trano io fôgna, minàna sy misotro ze omen'jareo, fa ny mpiasa de mendrika ny karamany. Aza mifidrafindra tragno.