1 line
528 B
Plaintext
1 line
528 B
Plaintext
\v 8 Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà aminà, fa leila mpanota za." \v 9 Fa gaga izy, sy reo ze niaraka tamin'azy, non'ny hagedan'ny hazandrano ze azon'jareo. \v 10 Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara miasa amin'i Simona. Jesosy nitare tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôko mpagnarato ôla enao." \v 11 Rafa nentin'jareo taigny an-tanety ny sambokelin'jareo, de namela ny ra daôly zareo ka nagnaraka an'Azy. |