1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 31 \v 32 Ozy le rainy tamin'azy hoe: "Anaka, anao de miaraka aminà fôgna, ary ze anà daôly de an'nao. Kanefa mety amintsika ny mikoragna sy mifaly, satria tsy zandrinao ty de efa maty ary am'zao fotôna zao de velona ndre, ary efa very, ary am'zao fotôna zao de hita ndre izy." |