1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 20 \v 21 No zany nande le faralà ka nankaigny amin'ny rainy. Raha mbola lavitra izy, de hitan'le rainy ary tohina, nangoraka, ka niazakazaka, ary namina sy nagnoroka an'azy. Le zanany nitare hoe: Ray ô! efa nanota tamin'ny lagnitra sy teo amasonao za. Tsy mendrika antsovina hoe: zanakao intsony za." |