|
\v 3 Mitandrema anareo. Raha magnota ny ralànareo, tineno mafy izy, ary raha mibebaka izy, mamelà an'azy. \v 4 Raha magnota aminao impito akao agnatin'ny indray andro izy, ka impito miverigna aminao izy, mitare hoe: "Mibebaka za," de tsy maintsy mamela an'azy anao!" |