auto save
This commit is contained in:
parent
a3398e9494
commit
c778bfb8b2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao tam'jareo, ary niteny hoe: \v 4 "Iza aminareo, raha managna ondry zato izy ary avy akeo very ny tokana am'jareo, no tsy handôsa ny sivy am'sivifolo aigny an-tany efitra, ary hande hikaraka\v 3 le raika very mandra-pahitany an'azy? Ary rafa hitany\v 5 zany, de lanjainy akeo an-tsorogny ary mifaly izy.
|
||||
\v 3 Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao tam'jareo, ary niteny hoe: \v 4 "Iza aminareo, raha managna ondry zato izy ary avy akeo very ny tokana am'jareo, no tsy handôsa ny sivy am'sivifolo aigny an-tany efitra, ary hande hikaraka le raika very mandra-pahitany an'azy? \v 5 Ary rafa hitany zany, de lanjainy akeo an-tsorogny ary mifaly izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 Rafa tonga akao an-tragno izy, de antsoviny daôly ny namany sy reo mpiara monina am'azy, miteny an'azy hoe: "Mifale miaraka aminà, fa hitako le ondriko very." Salan'zany kô, mitare amainareo Za, fa hisy fifalena aigny an-dagnitra non'ny mpanota raika ze mibebaka, mihôtra no reo olomarina sivy am'sivifolo ze tsy mibebaka.
|
||||
\v 6 Rafa tonga akao an-tragno izy, de antsoviny daôly ny namany sy reo mpiara monina am'azy, miteny an'azy hoe: "Mifale miaraka aminà, fa hitako le ondriko very."\v 7 Salan'zany kô, mitare amainareo Za, fa hisy fifalena aigny an-dagnitra non'ny mpanota raika ze mibebaka, mihôtra no reo olomarina sivy am'sivifolo ze tsy mibebaka.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 9 \v 10 Iza no vevavy ze managna farantsa kely folo, raha very ny farantsa raika, no tsy andreitra ny jiro, hamafa ny tragno, ary hikaraka amim-pazotôgna mandra-pahitany an'zany? Rafa hitany zany, de antsoviny daôly reo namany sy reo mpiara-monina amin'azy, ka hiteny hoe: "Mifale mairaka aminà, fa hitako le farantsa kely raika ze very." Salan'zany kô, Za milaza aminareo, misy fifalena akeo agnatrehan'ny Anjelin'Andriamanitra amin'ny mpanota raika ze mibebaka."
|
||||
\v 8 Iza no vevavy ze managna farantsa kely folo, raha very ny farantsa raika, no tsy andreitra ny jiro, hamafa ny tragno, ary hikaraka amim-pazotôgna mandra-pahitany an'zany? \v 9 Rafa hitany zany, de antsoviny daôly reo namany sy reo mpiara-monina amin'azy, ka hiteny hoe: "Mifale mairaka aminà, fa hitako le farantsa kely raika ze very."\v 10 Salan'zany kô, Za milaza aminareo, misy fifalena akeo agnatrehan'ny Anjelin'Andriamanitra amin'ny mpanota raika ze mibebaka."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 \v 12 Avy teo Jesosy niteny hoe: "Nisy leilà raika nanan-janaka rôy là, ary ny faralà tam'jareo niteny tamin'ny rainy hoe: "Ray ô! omeo anà ny anjara fanagnako ze tokony ho anà. Ka de nozarain'ny tam'jareo ny fanagnany.
|
||||
\v 11 Avy teo Jesosy niteny hoe: "Nisy leilà raika nanan-janaka rôy là, \v 12 ary ny faralà tam'jareo niteny tamin'ny rainy hoe: "Ray ô! omeo anà ny anjara fanagnako ze tokony ho anà. Ka de nozarain'ny tam'jareo ny fanagnany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy.
|
||||
\v 13 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. \v 14 Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nande izy ka nikarama tamin'ny raika tam'reo mponina tao amin'io firenena io, ze nandefa an'azy taigny amin'ny tanim-boliny mba hiambina kisoa. Te hinana mafy reo ahanina ireo kisoa izy, satria tsisy ôla nagnome an'azy na ino na ino.
|
||||
\v 15 Nande izy ka nikarama tamin'ny raika tam'reo mponina tao amin'io firenena io, ze nandefa an'azy taigny amin'ny tanim-boliny mba hiambina kisoa. \v 16 Te hinana mafy reo ahanina ireo kisoa izy, satria tsisy ôla nagnome an'azy na ino na ino.
|
Loading…
Reference in New Issue