auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:37:42 +08:00 committed by root
parent 4d1423ff5e
commit 474b86ee6c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 \v 35 Fa mitandrema amin'ny tegnanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatry ny fisotrôgna sy ny famamôgna ny fonareo, sy reo ahiahin'ny fiaignana, ka avy akeo de hikatogna tampoka aminareo salan'ny fandrika zany andro zany. Fa zany de ho tonga amin'ny tsiraikaraika ze miaigna magneran-tany. \v 34 Fa mitandrema amin'ny tegnanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatry ny fisotrôgna sy ny famamôgna ny fonareo, sy reo ahiahin'ny fiaignana, ka avy akeo de hikatogna tampoka aminareo salan'ny fandrika zany andro zany.\v 35 Fa zany de ho tonga amin'ny tsiraikaraika ze miaigna magneran-tany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 38 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva. Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly. \v 37 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva.\v 38 Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly.